Office Malgache des Hydrocarbures


 

Actualités > 2018 > Janvier > Assainissement du 10 janvier 2018


Assainissement du 10 janvier 2018

« OMH miara-mientana manadio !

Nasehon'ny mpiasa rehetra teto anivon’ny Office Malgache des Hydrocarbures (OMH) izany fiaraha-mientana izany nandritry ny androm-pirenena ho an’ny fanadiovana tamin’ny 10 janoary 2018 lasa teo.

Notahirin’Andriamatoa Tale Jeneraly ANDRIANARAHINJAKA Harivelo izany ary niompana tanteraka tamin’ny fanadiovana ny toeram-piasana sy ny manodidina azy.

Ireto misy sary vitsivitsy maneho ny fiaraha-mientan’ny mpiasa tamin’izany, izay nahafinaritra tokoa ! »